txy_mal_text_reg/02/10.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 10Sy ray tokana avo se gny asika rehetra? sy Zagnahary tokana avo se gny nahary asika? nanaoakory isika olo kiraikiraiky avy gny kely finoaamigny rahalahiny, manirasira gny fagneken'ireo razambesika? \v 11Joda dra kely finoa. Zavatra maharikoriko gny nisy tao Israely vo tao Jerosalema. Fa nanirasira gny fitoerana masin'i Yaveh izay tiany i Joda, dra nanambaly gny zanaky vavin'adriamani-kafa. \v 12Aoka Yaveh hangalaky ireo lain'i Jakoba ilay izay nanao izay, ilay nifoha vo ilay namaly, na dre ninday fagnatisy ho an'i Yaveh tompon'ny maro aza izy.