txy_isa_text_reg/38/01.txt

1 line
557 B
Plaintext

Toko faha 38 \v 1 Tamin' ereo andro ereo i Hezekiala dra narary fatrasy fa eo andalam-pahafatesa. Dra avy teo aminazy Isaia zanaky lahin' i Amoza, ilay mpaminany, vo nanao taminazy hoe: "Izao gny zakan' i Yaveh: 'Alamino gny tragnonao; fa ho maty hanao, fa tsy ho velo."' \v 2 Dra nagnody gny tarehiny magnagny amin' ny rindry i Hezekia vo nivavaky tamin' ny Yaveh. \v 3 Hoy izy: "Mba sarovy avo le ry Yaveh, gny nandehanko am-pahatokia tamign' ny foko manontolo teo agnatrehano vo gny nanovako gny soa teo amasonao. "Dra nitomagny fatrasy i Hezekia boakeo.