txy_isa_text_reg/37/14.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 14 Nandray gny taratasy tegny an-tagnan' ny mpitondra hafasy i Hezekia vo namaky izany. Dra nagnagny an-tragnon' i Yaveh izy vo namelasy izany teo agnatrehany. \v 15 Nivavaky tamin' i Yaveh i Hezekia hoe: \v 16 ''Ry Yaveh tompon' ny maro, Zagnaharin' i Israely, hanao ze mitoby eo am-bony Kerobima, Hanao raiky gny zagnahary eo amign' ny fanjakan' ny tany aby. Hanao gny nahary gny lagnisy sy gny tany.