txy_isa_text_reg/37/05.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 5 Dra nagnagny amin' i Israely ereo mpanompon' i Hezekia mpanjaka, \v 6 vo hoy i Isaia tamin' ereo hoe: ''Lakao amign' ny tompondrareo hoe: ''Ka matahotsy gny zaka ze fa renao, ze tamin' izany gny nanevatevan' ereo mpanompon' ny mpanjakan' i Asyria zaho, vo hahare gny tatisy ialany izy dra hihery agny amign' gny taniny. Hataoko lavon' ny sabatra agny amign' ny taniny avo izy.""'