txy_isa_text_reg/36/16.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 16 Ka miteno an' i Hezakia fa izao gny zakan' ny mpanjakan' i Asyria: ''Mihavana aminahy vo gny magnatogna anahy. Vo gny kirairaiky amindrareo dra hihina boakagny amign' ny voalobony vo avy amign' ny hazo aviaviny avo, vo hino gny rano ao agnatin' ny fitobohan-dranony avo. \v 17 Izany gny ataondrareo ambara-pahaviako vo gny hangalako andrareo ho agny amign' ny tany manahaky gny tanindrareo avo, tanin' ny vary vo gny tanin' ny divay vaovao, tanin' ny mofo vo gny tanim-boaloboky.''