txy_isa_text_reg/36/11.txt

1 line
581 B
Plaintext

\v 11 Vo Eliakima zanaky lahin' i Hilkia, vo Sabna, vo Joa nizaka tamign' ny lahibe manam-pahafa ho: ''Mizaka ra amin' ereo mpanomponao amign' ny fiteny Syriana. Aramaika, mba hahazoanay an' izay. Ka mizaka aminay amign' ny fitenin' i Joda eo an-sofin' ereo vahoaky ze ao amign' ny manda.'' \v 12 Fa hoy gny lahibe manam-pahef: ''Moa nandefa anahy mba hizaka ireo teny ireo ho agny amign' ny tomponao vo ho agny aminao kay gny tompoko? Tsy nandeha zaho ho agny amin' ereo lelahy ze mitoby eo amign' ny manda izy, ze hihina gny malotony avo vo hino gny amaniny avo miaraky aminao?''