txy_isa_text_reg/35/05.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 5 Dra hahirasy gny mason' ereo poaky, vo handre gny sofin' ereo maregny. \v 6Dra hidokosy manahaky gny diera gny olo mandringa, vo gny lelan' ny moa dra hihira, fa hiboaky boak' agny amign' ny tany maiky gny rano, vo ereo loharano agny agn' efisy. \v 7 Ho avy farihy gny fasy magnoro, vo gny tany mangeta hivaliky loharano miboiboy; agny amign' ny fitobohan' ereo fa ela, dra ho feno ahisy volotara vo gny zozoro.