txy_isa_text_reg/34/16.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 16 Taliavo ao amign' ny horonan-taratasin' i Yaveh; fa tsy misy raiky amin' ereo tsy ho ao. Tsy misy tsy hanana nama; fa gny vavany gny mandidy izany, vo gny fagnahiny gny mangoro an' ereo. \v 17 Nanao filoka hon' ny toerany ereo izy, vo gny tagnany gny handrefy an' izay tamign' ny taly hon' ereo. Ho tompon' izay mandrakizay ereo; hatramign' ny taranaky faramandimby gny hitobohan' ereo agny.