txy_isa_text_reg/34/13.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 13 Tsilo gny hisiry eo amin' ereo lapany, voaroy vo amia gny eo amign' ny tragno fiarovany. Ho fitoeran' ereo amboamola zay, vo fitobohan' ereo ostritsa. \v 14 Gny bibily vo ereo kary gny hihao agny, vo ereo osily gny hifampitoka agny. Gny bibin' ny alina gny hagnorom- ponegna agny dra hahita toeram-pialatsasatra ho an' ereo. \v 15 Ereo vorondolo hanao ankany, hagnatoly vo hamana ereo atoliny, hamana vo hiaro ereop zanany. Eh, agny gny hivorian' ereo papango, gny kirairaiky miaraky amign' ny namany aby.