txy_isa_text_reg/33/17.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 17 Gny masondrareo dra hahita gny mpanjaka amign' ny hasoany; hisinjo tany malalaky ereo. \v 18 Ho tsarogn' ny fondrareo gny horohoro; eza gny mpanora-dala, eza izy zay nagnisaky ireo tilikambo? \v 19 Tsy hahita gny olo mpanohisy andrareosasy handrareo, olo hafa hizaka ze tsy takandrareo.