txy_isa_text_reg/33/07.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v 7 Indro, ireo irak' ereo mitaray eo an-dala; mitomagny fatrasy ereo iraky manantena fiadagna. \v 8 Foa ereo lalam-be; tsy misy mpandeha sasy. Rava gny fagneke, nosinosiniavy ereo vavolombelo, vo tsy voahaza gny maha-olombelo.