txy_isa_text_reg/32/14.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 14 Fa gny lapa dra hafo, gny tana feno vahoaky dra ho foa; gny havoa sy gny tilikambo dra ho lava-bato mandrakizay, fifalia ho an' ereo boriky dra, ahi-meso ho an' ereo agnondry miaraky osy; \v 15 mandra-pilatsahan' ny fagnahy boak' agny amign' ny abo amisika, dra gny tany efisy dra ho avy tany mamokasy, vo gny tany mamokasy dra hihery manaky gny ala.