txy_isa_text_reg/32/07.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 7 Rasy ireo fomban' ny mpamitaky. Mihevisy teti-drasy izy mba hanola gny mahatra amign' ny vandy, dre mizaka ze marina aza gny mahatra. \v 8 Fa gny olo mendriky koa dra manao tetiky mendriky; vo noho ereo tetiny mendriky dra hahomby izy.