txy_isa_text_reg/32/04.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 4 Ereo kely fisaigna dra hihevisy soa amign' ny fahazava-say, vo ereo mibadabada dra hahay hizaka mahisy soa. \v 5 gny adala dra tsy ho tokavy sasy ho mendrika, dre gny mpamitaky ho haza. \v 6 Fa gny adala dra hizaka fahadala, vo gny fony dra hanao teti-drasy vo hanao asa miatsaravelatsihy, vo hizaka diso hanohisy an' i Yaveh izy. Hamparesy ereo resy izy, vo hahatonga ereo mangetaheta tsy hana raha hinomy.