txy_isa_text_reg/32/01.txt

1 line
395 B
Plaintext

Toko faha 32 \v 1 Indro, gny mpanjaka dra hanjaka amign' ny fahamarigna, vo gny andrian-dahy dra hanapaky amign' ny rariny. \v 2 Gny kirairaiky aby dra hanahaky gny fialofa amign' ny kotroky, manahaky gny ranovelo amign' ny toere maiky, manahaky gny aloky gny vatolampy lahibe agny amign' ny faharokafa. \v 3 Vo gny mason' ereo ze mahita dra ho pehy, vo gny sofin' ereo ze mahare dra hiteno soa.