txy_isa_text_reg/30/25.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 25 Egny amign' ny vohisy abo aby vo gny havoa ambony aby, dra hisy vavasakan- driaky hikoria vo rano mandeha, amign' ny andron' ny famonoa lahibe ze hilavoan' ny tilikambo. \v 26 Hanahaky gny fahazavan' ny masoandro gny fahazavan' ny vola, dra gny fahazavan' ny masoandro dra hamirasy impito-heny, manahaky gny zava-masoandron' ny andro fito. Hamehy gny fanorotoroa gny olon' i Yaveh vo hagnasitra gny ferin' ny nandratrany anereo.