txy_isa_text_reg/30/23.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 23 hagnome ora ho an' ny volindrareo izy gny fa mamafy egny amign' ny tany handrareo, vo mofo hovokasy amign' ny tany, dra gny vokasy dra hovokasy amin' izay andro zay dra hiraoky egny amig' ny ahisy malalaky ereo biby tezandrareo. \v 24 Ereo agnomby vo ereo boriky, ze miasa tany, dra hihina gny voaisy sira ze nikororohy tamign' ny fangaly vo fangaly fazaisy.