txy_isa_text_reg/30/20.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 20 Dre magnome andrareo gny mofon' ny aly sarosy dre gny ranon' ny fampahoria aza Yaveh, dre zay aza, dra tsy hivony sasy gny mpampianasindrareo amign' ny masondrareo handrareo. \v 21 Gny sofindrareo handre zaka boak' afarandrareo hanao ho: ''Tihoky gny lala, amin' ny tihoky mandeha,''dre mivily ho amign' ny ankavana dre mivily amign' ny ankavia handrareo.