txy_isa_text_reg/30/15.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 15 Fa izao gny zakan' ny Tompo Yaveh, gny Raiky Masin' Israely: ''Ho avosy amign' ny fiharegna dre fizanogna handrareo; amign' ny fahangina vo fatokia gny ho herindrareo. Nefa tsy nanam-piniava handrareo. \v 16 Hoy handrareo ho: ''Aha, fa hienga amign' ny sovala zahay, dra hienga handrareo; vo hitikisy sovala halaki-fandeha zahay, 'dra halaky fandeha ereo ze magnitriky andrareo.