txy_isa_text_reg/30/10.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 10 Hoy ereo amign' ny mpahita ho: ''Ka mahita;'' vo amin' ereo mpaminany ho: ''Ka maminany gny marina aminay; mizaka zaka mandoka aminay, maminania nofinofy. \v 11 Mela amign' ny lala, mivilia amign' ny lala, atovy mizano mizaka eo agnatrehan' ny tarehiny gny Raiky Masin' Israely.''