txy_isa_text_reg/30/01.txt

1 line
407 B
Plaintext

Toko faha 30 \v 1''Loza ho an' ereo zaza pikomy,'' izay gny fitalilian' i Yaveh. ''Manao fikasa ereo, fa tsy avy aminahy; manao fihavana amign' ny firenena hafa ereo, nefa tsy natoroan' ny fagnahiko lala, dra nagnampy fahota omban' ny fahota ereo. \v 2 Mivonogna gny hidera ho any Egypte ereo, nefa tsy nangataky gny toro lalako. Mitalia ferova boakamin' i Farao ereo vo mialoky ao amign'ny alok' i Egypte.