txy_isa_text_reg/29/09.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 9 Atovy talazo gny tagnandrareo dra ao ho talazo; tampeno gny masondrareo dra ao ho poaky! Ao ho mamo kanefa tsy amign' ny divay; ao hivembe,kanefa tsy amign' ny toaky. \v 10 Fa Yaveh fa nandraraky gny fagnahiny gny torimaso laliky tao amindrareo. Fa napipy gny masondrareo izy, gny mpaminany, vo fa nanaro gny loharano, ry pahita.