txy_isa_text_reg/16/13.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 13 Zay gny zaka zay nozakain'i Yaveh mahakaisky an'i Moabna teo aloha.\v 14 Mizaka ndraiky Yaveh ho: " Agnatin'gny telo tao, dra hazavo gny voninahis'i Moaba, ndre dra lako aza gny olony, dra ho keliky sisa tavela sady sy hisy dikany.