txy_isa_text_reg/16/09.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 9 Dra hitomagny miaraky amin'i Jazera ho an'gny voalobok'i Sibma vatany zaho. Hanondraky an'iha amin'gny ranomasiko zaho, ry Hesbona, sy Elale. Fa teo amin'reo sahan'gny vihy lohatao vo gny vokasy gny namaragnako reo kiaki-pifalia.\v 10 Nala tamon'gny alan'gny hazo fihinam-boa gny fifalia vo firavoravoa, vo sy misy hira na kiaky amin'gny tanim-boaloboky ao. Sy hisy dre ia ndre ia hagnisaky divay ami'gny famiaza ao, fa nasasiko reo hiakin'gny raiky zay magnisaky.