txy_isa_text_reg/16/01.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 1 Andefaso agnomby aman'osy gny panapaky gny tany avy agny Sela agny an'efisy, hatragny amin'gny tezovohisy gny zanakapelan'i Ziona.\v 2 Manahaky reo voro pirenireny, manahaky gny akany miparitaky, ka gny valin'i Moaba dra ho ao amin'gny fintana agny amin'gny reniranon'i Arnona.