txy_isa_text_reg/15/05.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 5 Mitomagny ho an'i Moaba gny foko; milefa ho agny Zoara vo Elgeta-selisia reo pilefa. Miakasy agny amin'gny fekaran'i Lonita am-pitomagnia ereo; midradradradra fatrasy gny amin'gny fahasimbany amin'gny lala ho agny Horonaima ereo.\v 6 risy reo ranon'i Nimrima, malazo reo ahisy vo maty reo simok'ahisy; sy misy ndre ino ndre ino meso.\v 7 Ze iaby napitobony vo navorin'ereo dra nandesin'ereo agny an-dohasahan-driakin'gny hazomalahelo.