txy_isa_text_reg/15/01.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 1 Fagnambara mahakasiky an'i Moaba. Eka vatany, agnatin'gny hariva raiky dra foa vo potiky i Ara-moaba; eka vatany, agnatin'gny hariva raiky dra foa vo potiky i Kira-moaba.\v 2 Niakasy mho agny antepoly ereo,niakasy ho agny atapony gny olon'i Dibona ba hitomagny; mitomagny ao Nebo vo ao MKedeba i Moaba. Voiaharasy ho solagny lohan'ereo sady voatapaky gny volom-bavan'ereo aby.