txy_isa_text_reg/14/28.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 28 Tamin'gny tao ze nahafatesan'i Ahaza pazaka gny nahavian'zao fagnambara zao ho:\v 29 Ka mifaly, handrareo ry Filistiana aby, fa tapaky gny sorakazo zay namely andrareo. Fa avy amin'gny fakan'gny bibilava gny hiboahan'gny menarana, vo gny haterakiny dra ho bibilava mirehisy mitily.\v 30 Hapihina reo agnondriny eo amin'gny fihinanam-biloko gny lahimatoan'gny mahatra, vo handry amim-pilamigna gny mizaly. Hovonolo amin'gny mosary ze hahafaty gny sisa velo ami-ndrareo gny faka-ndrareo.