txy_isa_text_reg/14/24.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 24 Fa nifata Yaveh tompn'gny maro ho: "Araky gny fa nikasako vatany, gny hiseho; vo araky gny fa nikendreko dra zay gny ho izy:\v 25 Ho potehiko amin'gny tany ao gny Asyriana,vo hisahiko ambany tomboko, eo amin'reo tezovohisy izy. Dra halako hiala amin'ereo gny ziogany vo hiala eo amin''gny hatok'erao gny eta-mavesasiny."