txy_isa_text_reg/14/18.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 18 Gny pazaka aby eo amin'ireo firene, izy aby dra mandry amim-boninahisy,gny kiraidraiky samby amin'gny lolony ao aby.\v 19 Fe hanao dra halagny amin'gny lolonao manahaky gny rasakazo naria. Mandrakosy anao manahaky gny fekazoa gny maty, dra reo zay notrobara tamin-sabasy, zay mizoso agny amin'gny vaton'gny lavaky.\v 20 Sy halevy manahaky anazy reo hanao, akory fa namotiky gny tamin'iha vo namono gny vahoakin'iha. Gny taranaky gny panao rasy dra sy ho tognony sasy."