txy_isa_text_reg/14/07.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 7 Misahasy vo mandry gny tany manotolo; manoboky makalaza amin'gny hira ereo.\v 8 Ndre dra gny hazo kypreso aza dra mifaly amin'iha mbamin'gny sederan'i Libanona, ho ereo: 'koa akory nahetry ambany hanao, dra sy nisy panapaky hazo niakasy ba hikapa anay;\v 9 Miamby fatrasy gny hisena an'iha gny Fiegna-sy hita ambany magnagny hanao. Mamoha gny maty ho zay, ry pazakan'gny tany aby, mapisanga an'ereo eo amin'gny seza fiandriagna, vo pazakan'gny firene aby.