txy_isa_text_reg/14/03.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 3 Amin'gny andro ze hagnomezan'i Yaveh fisahara ho an'iha ammin'gny fizalia vo gny fangirifiria, vo amin'gny asa fatrasy zay take ho tateraha-ndrareo,\v 4 dra hihira zeho hira fagnesoa ho an'gny pazakan'i Babylona zeho ndrareo ho: " Edray vita gny ammin'gny papizaly, tapisy gny fahavignira mieboebo!