txy_isa_text_reg/11/08.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 8Hihisa eo andavaky gny menarana gny zaza,vo gny zaza nisara-nono hanoby gny vatany eo andavaky gny bibilava.\v 9 Sy handrasy na handrava egny amin'gny tezovohisy masy aby ereo; akory ho feno fahalala an'i yaveh gny tany, manahaky gny rano mandrakosy gny ranomasy.