txy_isa_text_reg/11/03.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 3 Gny sitrany gny ho tahosy gny tompo, sy ho saray amin'ze hitany maso izy, na hanapa-kevisy amin' ze ren'gny sofiny.\v 4 Fa kosa, hisara gny mizaly amin'gny fahamarigna izy sady hanapa-kevisy ar-drariny amin'gny pagbetry tegnan'gny tany. Hamely tany amin'gny sorakazon'gny vavany izy, vo hamono gny rasy fagnahy tamin'gny fofon'ain'gny molony.\v 5 Gny fahamarigna gny ho fehi-trokin'gny andilany, vo fahatokia gny fehi-troky mihodidy gny valahany.