txy_isa_text_reg/10/26.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 26 Dra Yaveh Tompon'gny lako dra hagnenga karavasy amin'ereo, manahaky gny tamin'gny nandreseny gny Midiana teo ambatolapin'i Oreda. Hagnenga gny rasakazony eo amin'gny ranomasy izy vo hagnenga izay manahaky gny nataony tao Egypta.\v 27 Amin'zeho andro zeho,gny vesasiny dra hiala laha teo amin'gny sorokin'iha vo gny ziogany laha teo amin'gny vozon'iha. Vo gny zioga dra ho rava nohopn'gny hatevezany.