txy_isa_text_reg/07/16.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 16 Fa mialohan'gny hahaizan'gny zaza manda gny rasy vo misafidy gny soa, dra ho lao gny tamin'gny pazaka riho ze natahoran'iha riho. \v 17 Yaveh dra hinday andro sy mbo nisy hatramin'gny nialan'i Efraima tamin'i Joda amin'iha, vo gny vahoakin'iha , vo amin'gny fianakavian-dran'iha ---handesy amin'iha gny pazakan'i Asyria."