1 line
410 B
Plaintext
1 line
410 B
Plaintext
\v 3 Ho Yaveh ho: " Manahaky gny nandehan'Isaia sy misiky vo sy nagnisy kapa nandrisy gny telo tao, dra famatara vo talily mahakasiky an'i Egypta vo mahakasiky an'i Etiopia zay---\v 4 amin'zeho fomba zeho gny hitarihan'gny pazakan'i Asyria reo bobon'i Egypta, vo reo sesi-tanin'i Etiopia, tanora vo antisy, sy misiky vo sy magniky kapa, vo mindray amin'gny vody sy miarakosy, ho amin'gny fahamegnaran'i Egypta. |