txy_isa_text_reg/58/04.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 4 Ingo, mifady hany handrareo so hifandisy vo hialy, vo hizera amin'gny komondron'gny faharasiandrareo; sy mifady handrareo androany so ho re agny ambony gny feondrareo. \v 5 Zeho vatany se gny karaza fifadia toiako: Andro hanetren'gny iaby gny vatany, so hapiondrehany gny lohany manahaky gny volotara, vo hamelarany lamba fandala vo lavenoky ao ambaniny? Fifadia vatany se gny itokavandrarei anizeho, andro ifalian'i Yaveh?