|
\v 12 Hitalia hanao fe sy hahita ereo ze nifandahasy taminiha; ereo ze nialy taminiha dra hanahaky gny sy misy dikany, vatany sy misy dikany. \v 13 Fa Zaho, Yaveh Zagnahariniha, gny hta gny tagnaniha akavana, mizaka aminiha ho: 'Ka matahosy; fa hagnapy aniha Zaho.' |