1 line
525 B
Plaintext
1 line
525 B
Plaintext
\v 8 Dra nihery ereo lahiben' ny mpitariky dra nahita gny mpanjakan' i Asyria niady tamign' i Libna, fa reny fa niala tao Lakisy gny mpanjaky. \v 9 Vo gny ren' i Senkeriba fa nihetsiky hialy aminazy i Tiraky mpanjan' i Etiopie vo Egypta, dra nagniraky mpitondra hafasy miaraky amign' ny hafasy tagny amin' i Hezekia draiky izy: \v 10 ''Zakao amin' i Hazekia, mpanjakan' i Joda hoe: 'Ka anga handiso fanantena anao gny zagnaharinao ze atokisanao, manao hoe: ''Tsy hatolosy eo an-tagnan' ny mpanjakan' i Asyria i Jerosalema.'' |