1 line
396 B
Plaintext
1 line
396 B
Plaintext
\v 11 Matahora, ry vehivavy tsy manao-sarosy; ao hataosy, hanao ze mahatoky; alao ireo akazo matifinao vo ao hanao hihalo; vo asio lamba fandala gny valahinao. \v 12 Hidradradradra amin' ereo saha mahafinarisy hanao, ho an' ereo voaloboky mamokasy. \v 13 gny zakan' ny vahoako dra ho rakok' ereo tsilo vo ereo hery, eh dre ao amin' ereo tragno mahafaly aby ao amign' ny tanan' ny firavoravoa aza. |