txy_isa_text_reg/08/05.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 5Nizaka taminahy ndraiky Yaveh ho: \v 6 " Akory tahoky vahoaky tahoky dra nanda gny rano misononok'i Siloa, vo faly amin-dRezina eo vo amin'gny zanadahin'i Remalia,\v 7 nohon'zeho gny Tompo dra hinday gny ranon'gny renirano ho eo amin-drereo reo, mahery vo maro, gny pazakan'i Asyria vo gny voninahiny aby.b Ho avy amin'gny tokany aby dra hahatondraky gny morony.