txy_isa_text_reg/61/08.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 8 Fa Zaho, Yaveh, dra tia gny rariny, vo halako gny fandroba vo gny herisetra sy ara-drariny. Hamaly andreo am-pahamarigna Zaho, sady hanao faneke mandrakizay amin'ereo. \v 9 Ho fatasy eo amin'ireo firene gny taranah'ereo, vo eo amin'ireo vahoaky gny zanak'ereo. Ze iaby mahita andreo dra hagneky andreo, fa ereo gny vahoaky ze nitahin'i Yaveh.