txy_isa_text_reg/61/06.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 6 Ho tokavy ho pisoron'i Yaveh handrareo; hitoka andrareo ho panopon'gny Zagnaharisika ereo. Hihina gny haren'ireo firene handrareo, dra hirehareha amin'gny haren'ereo. \v 7 Hahazo avo ro heny handrareo solon'gny hegnasindrareo; dra hifaly amin'gny fizaran'ereo handrareo solon'gny fahafaham-baraka. Noho zeho ereo dra hahazo zara avo ro heny amin'gny tanin'ereo; hafalia mandrakizay gny ho andreo.