txy_isa_text_reg/47/10.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 10 Nahatoky gny faharasiandrareo handrareo; ho handrareo ho: "Sy misy mahita anahy"; gny fahendrendrareo vo gny fahaizandrareo gny mitariky andrareo agny amin'gny lalan-diso, fa ho handrareo manao am-po ho: "Misy zaho sady sy misy ndre ia ndre ia mitovy aminahy." \v 11 Handresy andrareo gny loza; sy hahavita handroaky anizeho handrareo vo gny fandraikiraikindrareo. Ho ao amindrareo gny fahapoteha; sy hahavita hamafa anizeho handrareo. Hizera tapoky andrareo gny loza, mialohan'gny hahafatarandrareo zeho.