txy_isa_text_reg/28/27.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 27 Fagnapin'izay, sy zera amin'gny vy gny nigela, na akodikodi amin'gny komina gny kodian'gny sarety; fa zeray amin'gny fataky gny nigela, vo amin'gny hazo gny komina.\v 28 Hosora ahy amin'gny mofo gny vary fe sy manify loasy, vo ndre dra magnaparitaky anizay aza reo kodian'gny kalesiny vo reo sovaliny, dra sy magnisaky anizay reo sovaliny.