1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 1 Fagnambara mahakasiky an'i Damaskosy.\v 2 Hafoy reo tanan'i Aroera. Ho toera handrian'gny biby teza reo, sady sy hisy hapitahosy an'ereo.\v 3 hazavo sy ho ao i Efraima, gny fazaka avy agny Damaskosy, vo gny sisa tavelan'i arama reo tana voaaro---hanahaky gny voninahisy gny vahoakin'Israely reo---zay gny fagnambaran'i Yaveh tompn'gny lako |