txy_isa_text_reg/05/20.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 20 Loza ho an'ireo ze mizaka gny rasy ho soa, vo soa ho rasy; ze magnambara gny ezy manahaky gny mazava, vo gny mazava manahaky gny ezy; ze mizaka gny mafaisy ho mamy, vo gny mamy ho mafaisy! \v 21 Loza ho an'ireo ze hendry eo amasony avo, dra malina amin'gny fahazavan-sainy avo!