txy_isa_text_reg/41/14.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 14 Ka matahosy, hanao ry Jakoba kankana, vo handrareo olon'Israely; fa hagnapy andrareo zaho--- zeho gny fagnambaran'i Yaveh, pagnavosy andrareo gny Raiky Masin'Israely.\v 15 Ingo, ahiko hanahaky gny kodia vy maragnisy hanao, vosady ro-lela; hizera reo tendrombohisy hanao sady hanorotoro reo; hahiniha hanahaky gny akofa reo havoa.