\v 7 Zao gny ho famatara boakamin'i Yaveh ho anao, fa ho ahiko ze napanatenako.\v 8 Ingo, hapihery gny aloky eo amin'ireo tohas'i Ahaza ho folo linga Zaho."" Dra nihery ambaratonga folo reo tohasy teo amy ze nihoasy.